|
|
|
|

Entrée1  rano maria
Mots élémentaires  2  rano, maria
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  ny rano ao anaty ony na renirano izay tsy mijanona fa mandeha mikoriana foana. Rano mandeha mafy, mifanohitra amin' ny rano mihandron' ny farihy [1.1]
5  rano mafy [1.13]
Explications en anglais  6  Water flowing swiftly [1.2]
Explications en français  7  rapide [1.13]
Exemples  8  Aorianan' ny fandevenana Hateloana na hefarana aorian' ny fandevenana, dia mivoaka hisasa eny amin' ny ranomaria ny mana-manjo, ary amin' io no nandroan' ny Ntaolo mandra-pahafa-tsaonany. [2.436#]
Synonymes  9  rano mandeha

Anagrammes  10  Mariarano, rano maria

Mis à jour le 2023/01/01